plt_tn/isa/13/21.md

36 lines
920 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka momba izay hanjo an'i Babylona Yaveh.
# hitoetra any
"hitoetra any Babylona"
# ny tranon'izy ireo
"Ny tranon'ireo olona"
# vorondolo
Ny vorondolo dia voron-dia mihaza amin'ny alina.
# ostritsa
Ny ostritsa dia vorom-be izay mihazakazaka mafy fa tsy afa-manidina.
# kary
Ny kary dia bibidia mitovy amin'ny saka ary mihinana biby maty. Ny feo mafin'izy ireo dia tahaka ny olona mihomehy.
# amboahaolo ao amin'ireo lapa mahafinaritra
Ny teny hoe "hihiakiaka" dia efa azo. DH: "Ary hihiakiaka any amin'ireo lapa mahafinaritra"
# amboahaolo
amboadia
# Antomotra ny fotoany, ary tsy ho tara ny androny
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Ny "fotoany" sy ny "androny" dia samy entina ilazana ny fotoana izay nofidian'Andriamanitra hamotehana an'i Babylona. DH: "Akaiky ny fotoana hitrangan'izany rehetra izany, ary tsy hisy hanakana azy"