plt_tn/isa/13/19.md

898 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miresaka hatrany Yaveh.

ilay mendri-piderana indrindra amin'ireo fanjakana

DH: "ny fanjakana izay derain'ny olona indrindra"

ilay famirapiratan'ny reharehan'ny Kaldeana

Ny teny hoe "rehareha" dia azo adika amin'ny mpamari-toetra "mirehareha." DH: "ny tanàna tsara tarehy izay mampirehareha ny Kaldeana"

dia ho ravana

"ho potehina"

tahaka an'i Sodoma sy Gomora

"tahaka ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora." Jereo ny nandikanao ireo anara-tanàna ireo ao amin'ny 1:9.

Tsy honenana na hitoerana izany

Ireo matoanteny roa ireo dia mitovy hevitra ihany. DH: "Tsy hisy hipetraka ao"

hatramin'ny taranaka fara-mandimby

Ny andian-teny hoe "taranaka fara-mandimby" dia ilazana ny taranak'olona izay ho velona amin'ny ho avy. DH: "mandrakizay"

Arabo

Ny Arabo dia ilazana ny olona amin'ny ankapobeny, fa tsy olona iray. DH: "Ireo olona Arabo"