# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Miresaka hatrany Yaveh. # ilay mendri-piderana indrindra amin'ireo fanjakana DH: "ny fanjakana izay derain'ny olona indrindra" # ilay famirapiratan'ny reharehan'ny Kaldeana Ny teny hoe "rehareha" dia azo adika amin'ny mpamari-toetra "mirehareha." DH: "ny tanàna tsara tarehy izay mampirehareha ny Kaldeana" # dia ho ravana "ho potehina" # tahaka an'i Sodoma sy Gomora "tahaka ny nandravana an'i Sodoma sy Gomora." Jereo ny nandikanao ireo anara-tanàna ireo ao amin'ny 1:9. # Tsy honenana na hitoerana izany Ireo matoanteny roa ireo dia mitovy hevitra ihany. DH: "Tsy hisy hipetraka ao" # hatramin'ny taranaka fara-mandimby Ny andian-teny hoe "taranaka fara-mandimby" dia ilazana ny taranak'olona izay ho velona amin'ny ho avy. DH: "mandrakizay" # Arabo Ny Arabo dia ilazana ny olona amin'ny ankapobeny, fa tsy olona iray. DH: "Ireo olona Arabo"