plt_tn/isa/13/17.md

8 lines
243 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Miresaka hatrany Yaveh.
# mamporisika ireo Mediana mba hanafika azy ireo Aho
Ny fisarihana ny olona hanao zavatra dia resahina toy ny hoe mamporisika azy ireo. DH: "Hataoko te hanafika anareo ny Mediana"