# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Miresaka hatrany Yaveh. # mamporisika ireo Mediana mba hanafika azy ireo Aho Ny fisarihana ny olona hanao zavatra dia resahina toy ny hoe mamporisika azy ireo. DH: "Hataoko te hanafika anareo ny Mediana"