plt_tn/isa/13/17.md

243 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miresaka hatrany Yaveh.

mamporisika ireo Mediana mba hanafika azy ireo Aho

Ny fisarihana ny olona hanao zavatra dia resahina toy ny hoe mamporisika azy ireo. DH: "Hataoko te hanafika anareo ny Mediana"