plt_tn/isa/13/11.md

983 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka momba izay hataony amin'ny andron'i Yaveh Izy.

izao tontolo izao

Entina ilazana ny "olon'izao tontolo izao" io.

ratsy fanahy ... mpirehareha ... masiaka

Ireo teny ireo dia ilazana ireo olona manana ireo toetra ireo. DH: "olona ratsy fanahy ... olona mpirehareha ... olona masiaka"

masiaka

"olona lozabe"

hampihetry fiavonavon'ny masiaka

Ny fampihetrena ny fiavonavonan'ny olona dia ilazana ny fampihetrena azy ireo. DH: "hampihetry ny masiaka"

Hataoko vitsy noho ny volamena voadio ny olona

Ny antony hahavitsy kely ny olona dia azo atao mazava. DH: "Hahafaty olona maro tokoa aho hany ka ho vitsy noho ny volamena voadio ny olona velona"

itsy noho ny volamena voadio ny olona ... ny olombelona ho saro-tadiavina noho ny volamena tsy mifangaron'i Ofira

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo.

volamena tsy mifangaron'i Ofira

Ofira dia anaran-toerana izay nisy volamena tsy mifangaro.