# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka momba izay hataony amin'ny andron'i Yaveh Izy. # izao tontolo izao Entina ilazana ny "olon'izao tontolo izao" io. # ratsy fanahy ... mpirehareha ... masiaka Ireo teny ireo dia ilazana ireo olona manana ireo toetra ireo. DH: "olona ratsy fanahy ... olona mpirehareha ... olona masiaka" # masiaka "olona lozabe" # hampihetry fiavonavon'ny masiaka Ny fampihetrena ny fiavonavonan'ny olona dia ilazana ny fampihetrena azy ireo. DH: "hampihetry ny masiaka" # Hataoko vitsy noho ny volamena voadio ny olona Ny antony hahavitsy kely ny olona dia azo atao mazava. DH: "Hahafaty olona maro tokoa aho hany ka ho vitsy noho ny volamena voadio ny olona velona" # itsy noho ny volamena voadio ny olona ... ny olombelona ho saro-tadiavina noho ny volamena tsy mifangaron'i Ofira Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. # volamena tsy mifangaron'i Ofira Ofira dia anaran-toerana izay nisy volamena tsy mifangaro.