plt_tn/isa/13/11.md

32 lines
983 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka momba izay hataony amin'ny andron'i Yaveh Izy.
# izao tontolo izao
Entina ilazana ny "olon'izao tontolo izao" io.
# ratsy fanahy ... mpirehareha ... masiaka
Ireo teny ireo dia ilazana ireo olona manana ireo toetra ireo. DH: "olona ratsy fanahy ... olona mpirehareha ... olona masiaka"
# masiaka
"olona lozabe"
# hampihetry fiavonavon'ny masiaka
Ny fampihetrena ny fiavonavonan'ny olona dia ilazana ny fampihetrena azy ireo. DH: "hampihetry ny masiaka"
# Hataoko vitsy noho ny volamena voadio ny olona
Ny antony hahavitsy kely ny olona dia azo atao mazava. DH: "Hahafaty olona maro tokoa aho hany ka ho vitsy noho ny volamena voadio ny olona velona"
# itsy noho ny volamena voadio ny olona ... ny olombelona ho saro-tadiavina noho ny volamena tsy mifangaron'i Ofira
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo.
# volamena tsy mifangaron'i Ofira
Ofira dia anaran-toerana izay nisy volamena tsy mifangaro.