plt_tn/isa/13/04.md

990 B

Injany ny horakoraky ny maro an'isa any an-tendrombohitra, dia tahaka ny vahoaka maro be

Ny teny hoe "misy" eto dia efa azo. Ny teny hoe "maro an'isa" sy "vahoaka maro be" dia mitovy hevitra ihany. DH: "Misy tabataban'olona maro any an-tendrombohitra" na "Misy feom-bahoaka be anay an-tendrombohitra"

Injany ny feon'ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra

Ny teny hoe "misy" eto dia efa azo. Ny teny hoe "fanjakana" sy "firenena" eto dia ilazana zavatra mitovy. DH: "Misy kotaban'ny fanjakana maro miara-miangona izany"

mamory

"mampiangona"

avy any amin'ny faravodilanitra

"avy any amin'ny toerana ankoatran'ny faravodilanitra" na "avy any amin'ny toerana lavitra dia lavitra"

fitaovana fitsaràny

Ny miaramila izay alefan'Andriamanitra hanafika an'i Babylona dia resahina toy ny hoe fiadiana. Ny "fitsarana" dia entina ilazana ny famaizana satria efa nitsara an'i Babylona Andriamanitra. DH: "ny tafika izay hampiasainy hamaizana an'i Babylona"