plt_tn/isa/13/04.md

20 lines
990 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Injany ny horakoraky ny maro an'isa any an-tendrombohitra, dia tahaka ny vahoaka maro be
Ny teny hoe "misy" eto dia efa azo. Ny teny hoe "maro an'isa" sy "vahoaka maro be" dia mitovy hevitra ihany. DH: "Misy tabataban'olona maro any an-tendrombohitra" na "Misy feom-bahoaka be anay an-tendrombohitra"
# Injany ny feon'ny tabataban'ny fanjakana tahaka ireo firenena maro tafatambatra
Ny teny hoe "misy" eto dia efa azo. Ny teny hoe "fanjakana" sy "firenena" eto dia ilazana zavatra mitovy. DH: "Misy kotaban'ny fanjakana maro miara-miangona izany"
# mamory
"mampiangona"
# avy any amin'ny faravodilanitra
"avy any amin'ny toerana ankoatran'ny faravodilanitra" na "avy any amin'ny toerana lavitra dia lavitra"
# fitaovana fitsaràny
Ny miaramila izay alefan'Andriamanitra hanafika an'i Babylona dia resahina toy ny hoe fiadiana. Ny "fitsarana" dia entina ilazana ny famaizana satria efa nitsara an'i Babylona Andriamanitra. DH: "ny tafika izay hampiasainy hamaizana an'i Babylona"