plt_tn/isa/11/14.md

846 B

hidina hanafika any amin'ny havoan'ny Filistina

Ny vahoakan'Israely sy Joda dia atao kisarisary toy ny hoe vorona izay misidina ambany faingana mba hamely olona na biby. DH: "handeha faingana ho any amin'ireo Filistina mba hanafika ny olona any izy ireo''

ny sakeli-dRanomasin'i Egypta

Ny "sakeli-dRanomasina" dia faritra rano izay hodidinin'ny tany amin'ny ampahany kely.

Miaraka amin'ny rivony mahamay dia hanofahofa ny tanany eo amin'ny Ony Eofrata Izy

Ny fanofahofana ny tanana amin'ny zavatra iray dia ilazana ny heriny hanova izany. DH: "Amin'ny heriny no handefasany rivo-mahamay hitsoka eo amin'ny Onin'i Eofrata"

rivony mahamay

Io dia rivotra mahery sy mahamay izay mahatonga ny rano sasany ho ritra.

ka ho afaka hiampitana miaraka amin'ny kapa izany

"mba hahafahan'ny olona miampita amin'izany na dia manao kapa aza"