plt_tn/isa/11/10.md

20 lines
782 B
Markdown

# ny fototr'i Jese
Io dia manondro ny taranak'i Jese sy Davida mpanjaka izay ho tonga mpanjaka noresahana tao aminy 11:1. DH: "ilay mpanjaka taranak'i Jese" na "ilay mpanjaka avy amin'ny taranak'i Jese''
# hitsangana toy ny faneva ho an'ny vahoaka
Ny faneva dia saina izay hatsangan'ny mpanjaka ho famantarana hahitan'ny olona izany ka hankanesany eo aminy. DH: "ho tahaka ny famantarana ho an'ny vahoaka" na "hisarika ny olona ho avy eo aminy"
# ireo firenena
"Ny vahoakan'ireo firenena"
# hanatsotra ny tanany indray ny Tompo mba hamerina ireo sisa tavela amin'ny vahoakany
Ny tanana eto dia ilazana ny herin'Andriamanitra. DH: "dia hampiasa ny heriny indray ny Tompo mba hamerenana ireo sisa tavela amin'ny vahoakany"
# Patrosa ... Elama ... Hamata
Anaran-toerana ireo.