plt_tn/isa/11/10.md

782 B

ny fototr'i Jese

Io dia manondro ny taranak'i Jese sy Davida mpanjaka izay ho tonga mpanjaka noresahana tao aminy 11:1. DH: "ilay mpanjaka taranak'i Jese" na "ilay mpanjaka avy amin'ny taranak'i Jese''

hitsangana toy ny faneva ho an'ny vahoaka

Ny faneva dia saina izay hatsangan'ny mpanjaka ho famantarana hahitan'ny olona izany ka hankanesany eo aminy. DH: "ho tahaka ny famantarana ho an'ny vahoaka" na "hisarika ny olona ho avy eo aminy"

ireo firenena

"Ny vahoakan'ireo firenena"

hanatsotra ny tanany indray ny Tompo mba hamerina ireo sisa tavela amin'ny vahoakany

Ny tanana eto dia ilazana ny herin'Andriamanitra. DH: "dia hampiasa ny heriny indray ny Tompo mba hamerenana ireo sisa tavela amin'ny vahoakany"

Patrosa ... Elama ... Hamata

Anaran-toerana ireo.