plt_tn/isa/10/28.md

474 B

Tonga ... nandalo ... nitehirizany ... Niampita ... nitoetra ... Nihovitrovitra ... nandositra

Resahin'Isaia toy ny hoe efa nitranga sahady ireo tranga ho avy ireo.

Aiata ... Aiata ... Mikmasy ... Geba ... Rama Gibea

Ireo rehetra ireo dia tanàna sy vohitra akaikin'i Jerosalema izay nandalovan'ny tafik'i Asyria ka nitondrany fikorontanana.

Nihovitrovitra i Rama ary nandositra i Gibean'i Saoly

"Nandositra ny vahoakan'i Rama sy ny vahoakan'i Gibean'i Saoly"