# Tonga ... nandalo ... nitehirizany ... Niampita ... nitoetra ... Nihovitrovitra ... nandositra Resahin'Isaia toy ny hoe efa nitranga sahady ireo tranga ho avy ireo. # Aiata ... Aiata ... Mikmasy ... Geba ... Rama Gibea Ireo rehetra ireo dia tanĂ na sy vohitra akaikin'i Jerosalema izay nandalovan'ny tafik'i Asyria ka nitondrany fikorontanana. # Nihovitrovitra i Rama ary nandositra i Gibean'i Saoly "Nandositra ny vahoakan'i Rama sy ny vahoakan'i Gibean'i Saoly"