plt_tn/isa/10/28.md

12 lines
474 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tonga ... nandalo ... nitehirizany ... Niampita ... nitoetra ... Nihovitrovitra ... nandositra
Resahin'Isaia toy ny hoe efa nitranga sahady ireo tranga ho avy ireo.
# Aiata ... Aiata ... Mikmasy ... Geba ... Rama Gibea
Ireo rehetra ireo dia tanàna sy vohitra akaikin'i Jerosalema izay nandalovan'ny tafik'i Asyria ka nitondrany fikorontanana.
# Nihovitrovitra i Rama ary nandositra i Gibean'i Saoly
"Nandositra ny vahoakan'i Rama sy ny vahoakan'i Gibean'i Saoly"