plt_tn/isa/10/20.md

16 lines
454 B
Markdown

# Amin'izany andro izany
Io dia manondro ny fotoana izay hanaovan'Andriamanitra ireo zavatra voafaritra ao amin'ny 10:15. DH: "Amin'izany fotoana izany"
# izay nitsoaka
Azo atao mazava ny dikany. DH: "izay nitsoaka avy tamin'ny tafik'i Asyria"
# tsy hiantehitra amin'ilay iray izay nandresy azy ireo intsony
"tsy hiantehitra amin'ny mpanjakan'i Asyria intsony, izay nanisy ratsy azy ireo"
# ilay Iray Masin'Israely
Adikao araka ny ao amin'ny 1:4.