# Amin'izany andro izany Io dia manondro ny fotoana izay hanaovan'Andriamanitra ireo zavatra voafaritra ao amin'ny 10:15. DH: "Amin'izany fotoana izany" # izay nitsoaka Azo atao mazava ny dikany. DH: "izay nitsoaka avy tamin'ny tafik'i Asyria" # tsy hiantehitra amin'ilay iray izay nandresy azy ireo intsony "tsy hiantehitra amin'ny mpanjakan'i Asyria intsony, izay nanisy ratsy azy ireo" # ilay Iray Masin'Israely Adikao araka ny ao amin'ny 1:4.