plt_tn/isa/10/20.md

454 B

Amin'izany andro izany

Io dia manondro ny fotoana izay hanaovan'Andriamanitra ireo zavatra voafaritra ao amin'ny 10:15. DH: "Amin'izany fotoana izany"

izay nitsoaka

Azo atao mazava ny dikany. DH: "izay nitsoaka avy tamin'ny tafik'i Asyria"

tsy hiantehitra amin'ilay iray izay nandresy azy ireo intsony

"tsy hiantehitra amin'ny mpanjakan'i Asyria intsony, izay nanisy ratsy azy ireo"

ilay Iray Masin'Israely

Adikao araka ny ao amin'ny 1:4.