plt_tn/isa/10/03.md

1.3 KiB

Inona no hataonao amin'ny andro fitsarana ... faharavana?

Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: ''Tsy afaka hanao na inona na inona ianareo amin'ny andro fitsarana ... faharavana!"

andro fitsarana

"ny andro izay hahatongavan'i Yaveh histara anareo"

Amin'iza ianao no handositra hitady fanampiana, ary aiza no hamelanao ireo harenanao?

Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: "Tsy hanan-kaleha ianareo mba hitady fanampiana, ary tsy hanan-toerana hanafenana ny harenareo ianareo!"

Tsy hisy na inona na inona ho tavela

"Tsy misy tavela hoataonao"

ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty

"ary ny fahavalonareo dia haka anareo ho gadra na hamono anareo"

Amin'ireo zavatra rehetra ireo, dia tsy mihena ny hatezerany

"Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany." Adikao araka ny ao amin'ny 5:25.

mbola mihinjitra hatrany ny tanany

Resahin'Isaia toy ny hoe olona izay efa hamely totohondry olon-kafa Yaveh. Sarinteny ilazana ny famaizan'i Yaveh an'Israely izany. Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. DH: "mbola vonona ny hanafay azy ireo ihany Izy"