plt_tn/isa/10/03.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Inona no hataonao amin'ny andro fitsarana ... faharavana?
Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: ''Tsy afaka hanao na inona na inona ianareo amin'ny andro fitsarana ... faharavana!"
# andro fitsarana
"ny andro izay hahatongavan'i Yaveh histara anareo"
# Amin'iza ianao no handositra hitady fanampiana, ary aiza no hamelanao ireo harenanao?
Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: "Tsy hanan-kaleha ianareo mba hitady fanampiana, ary tsy hanan-toerana hanafenana ny harenareo ianareo!"
# Tsy hisy na inona na inona ho tavela
"Tsy misy tavela hoataonao"
# ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty
"ary ny fahavalonareo dia haka anareo ho gadra na hamono anareo"
# Amin'ireo zavatra rehetra ireo, dia tsy mihena ny hatezerany
"Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany." Adikao araka ny ao amin'ny 5:25.
# mbola mihinjitra hatrany ny tanany
Resahin'Isaia toy ny hoe olona izay efa hamely totohondry olon-kafa Yaveh. Sarinteny ilazana ny famaizan'i Yaveh an'Israely izany. Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. DH: "mbola vonona ny hanafay azy ireo ihany Izy"