# Inona no hataonao amin'ny andro fitsarana ... faharavana? Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: ''Tsy afaka hanao na inona na inona ianareo amin'ny andro fitsarana ... faharavana!" # andro fitsarana "ny andro izay hahatongavan'i Yaveh histara anareo" # Amin'iza ianao no handositra hitady fanampiana, ary aiza no hamelanao ireo harenanao? Ampiasain'Isaia io fanontaniana io mba hibedesana ireo izay manisy ratsy ny mahantra sy ny osa tao Joda. DH: "Tsy hanan-kaleha ianareo mba hitady fanampiana, ary tsy hanan-toerana hanafenana ny harenareo ianareo!" # Tsy hisy na inona na inona ho tavela "Tsy misy tavela hoataonao" # ary hitampify eo amin'ireo gadra ianao na ho lavo eo amin'ireo maty "ary ny fahavalonareo dia haka anareo ho gadra na hamono anareo" # Amin'ireo zavatra rehetra ireo, dia tsy mihena ny hatezerany "Na dia nitranga aza ireo zavatra rehetra ireo, dia mbola tezitra ihany Izy, ary ny tanany." Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. # mbola mihinjitra hatrany ny tanany Resahin'Isaia toy ny hoe olona izay efa hamely totohondry olon-kafa Yaveh. Sarinteny ilazana ny famaizan'i Yaveh an'Israely izany. Adikao araka ny ao amin'ny 5:25. DH: "mbola vonona ny hanafay azy ireo ihany Izy"