plt_tn/isa/10/01.md

24 lines
909 B
Markdown

# ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara-drariny
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "ireo izay manao lalàna sy didy tsy rariny amin'ny olon-drehetra"
# Tsy manome rariny ireo ory izy, mandroba ny oloko mahantra amin'ny zony
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Maneho tsy rariny amin'ny mahantra ny oloko ory izy ireo"
# ireo ory
"olo-mahantra"
# mandroba ireo mpitondratena
"maka ny zava-drehetra amin'ny vehivavy maty vady"
# ary manao ireo kamboty ho hazan'izy ireo
Mampitaha ny kamboty amin'ny biby izay hazain'ny biby hafa hohaniny Isaia. Manamafy izany fa tsy afa-manoatra ireo kamboty ireo ary azon'ny mpitsara hasiana ratsy mora foana. DH: "ary manisy ratsy ireo ankizy tsy manan-dray aman-dreny tahaka ny fanenjehan'ny biby iray ny hazany"
# hazan'izy ireo
Adikao araka ny ao amin'ny 5:29 ny hoe "haza".