plt_tn/isa/10/01.md

909 B

ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara-drariny

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "ireo izay manao lalàna sy didy tsy rariny amin'ny olon-drehetra"

Tsy manome rariny ireo ory izy, mandroba ny oloko mahantra amin'ny zony

Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Maneho tsy rariny amin'ny mahantra ny oloko ory izy ireo"

ireo ory

"olo-mahantra"

mandroba ireo mpitondratena

"maka ny zava-drehetra amin'ny vehivavy maty vady"

ary manao ireo kamboty ho hazan'izy ireo

Mampitaha ny kamboty amin'ny biby izay hazain'ny biby hafa hohaniny Isaia. Manamafy izany fa tsy afa-manoatra ireo kamboty ireo ary azon'ny mpitsara hasiana ratsy mora foana. DH: "ary manisy ratsy ireo ankizy tsy manan-dray aman-dreny tahaka ny fanenjehan'ny biby iray ny hazany"

hazan'izy ireo

Adikao araka ny ao amin'ny 5:29 ny hoe "haza".