# ireo izay manao lalàna tsy araka ny hitsiny ary manoratra didy tsy ara-drariny Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "ireo izay manao lalàna sy didy tsy rariny amin'ny olon-drehetra" # Tsy manome rariny ireo ory izy, mandroba ny oloko mahantra amin'ny zony Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Maneho tsy rariny amin'ny mahantra ny oloko ory izy ireo" # ireo ory "olo-mahantra" # mandroba ireo mpitondratena "maka ny zava-drehetra amin'ny vehivavy maty vady" # ary manao ireo kamboty ho hazan'izy ireo Mampitaha ny kamboty amin'ny biby izay hazain'ny biby hafa hohaniny Isaia. Manamafy izany fa tsy afa-manoatra ireo kamboty ireo ary azon'ny mpitsara hasiana ratsy mora foana. DH: "ary manisy ratsy ireo ankizy tsy manan-dray aman-dreny tahaka ny fanenjehan'ny biby iray ny hazany" # hazan'izy ireo Adikao araka ny ao amin'ny 5:29 ny hoe "haza".