plt_tn/isa/09/08.md

911 B

Nandefa teny hanohitra an'i Jakoba ny Tompo, ary tonga teo amin'Israely izany

Ny hoe "Nandefa teny" dia midiaka ho miteny. DH: "Niteny hanohitra ny vahoakan'Israely ny Tompo"

Jakoba ... Israely ... Efraima ... Samaria

Ireo anarana ireo dia manondro ny vahoakan'ny fanjakana tavaratr'Israely.

Ny vahoaka rehetra dia hahafantatra, na dia i Efraima sy ireo mponin'i Samaria aza

Azo atao mazava izay ho fantatr'izy ireo. DH: "HO fantatry ny olona rehetra fa efa nitsara azy ireo ny Tompo, na dia ireo izay any Efraima sy Samaria aza"

Efa nianjera ireo biriky, nefa hatsangatsika amin'ny vato fandraka indray izany; efa voatapaka ireo amontana, fa ho solointsika sedera eo amin'ny toerany

Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. DH: "Ho solinay vato lafo vidy ny biriky mahazatra teo amin'ireo tanàna ravanay, ary hamboly hazo sedera teny amin'izay nanirian'ny amontana mahazatra izahay"