# Nandefa teny hanohitra an'i Jakoba ny Tompo, ary tonga teo amin'Israely izany Ny hoe "Nandefa teny" dia midiaka ho miteny. DH: "Niteny hanohitra ny vahoakan'Israely ny Tompo" # Jakoba ... Israely ... Efraima ... Samaria Ireo anarana ireo dia manondro ny vahoakan'ny fanjakana tavaratr'Israely. # Ny vahoaka rehetra dia hahafantatra, na dia i Efraima sy ireo mponin'i Samaria aza Azo atao mazava izay ho fantatr'izy ireo. DH: "HO fantatry ny olona rehetra fa efa nitsara azy ireo ny Tompo, na dia ireo izay any Efraima sy Samaria aza" # Efa nianjera ireo biriky, nefa hatsangatsika amin'ny vato fandraka indray izany; efa voatapaka ireo amontana, fa ho solointsika sedera eo amin'ny toerany Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. DH: "Ho solinay vato lafo vidy ny biriky mahazatra teo amin'ireo tanĂ na ravanay, ary hamboly hazo sedera teny amin'izay nanirian'ny amontana mahazatra izahay"