plt_tn/isa/09/08.md

16 lines
911 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nandefa teny hanohitra an'i Jakoba ny Tompo, ary tonga teo amin'Israely izany
Ny hoe "Nandefa teny" dia midiaka ho miteny. DH: "Niteny hanohitra ny vahoakan'Israely ny Tompo"
# Jakoba ... Israely ... Efraima ... Samaria
Ireo anarana ireo dia manondro ny vahoakan'ny fanjakana tavaratr'Israely.
# Ny vahoaka rehetra dia hahafantatra, na dia i Efraima sy ireo mponin'i Samaria aza
Azo atao mazava izay ho fantatr'izy ireo. DH: "HO fantatry ny olona rehetra fa efa nitsara azy ireo ny Tompo, na dia ireo izay any Efraima sy Samaria aza"
# Efa nianjera ireo biriky, nefa hatsangatsika amin'ny vato fandraka indray izany; efa voatapaka ireo amontana, fa ho solointsika sedera eo amin'ny toerany
Azo atao mazava ny hevitra fenon'io fanambarana io. DH: "Ho solinay vato lafo vidy ny biriky mahazatra teo amin'ireo tanàna ravanay, ary hamboly hazo sedera teny amin'izay nanirian'ny amontana mahazatra izahay"