plt_tn/isa/07/07.md

745 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh.

Rezina no lohan'i Damaskosy

"ary Rezina no mpanjakan'i Damaskosy, izay lehilahy reraka"

dimy amby enim-polo taona

"65 taona"

ho torotoro ny Efraima ary tsy ho vahoaka intsony

Eto Efraima dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "hisy tafika hamotika an'i Efraima, ary tsy hisy olon'Israely intsony"

ny zanaka lahin'i Remalia no lohan'i Samaria

Midika izany fa Pelza no mpanjakan'i Samaria sy Israely rehetra. DH: "Pelza no mpanjakan'i Samaria, izay lehilahy reraka"

Raha tsy mitoetra mafy amin'ny finoana ianareo, dia azo antoka fa tsy ho voaaro

DH: "Raha mbola mino Ahy hatrany ianareo, dia hilamina tokoa"