# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh. # Rezina no lohan'i Damaskosy "ary Rezina no mpanjakan'i Damaskosy, izay lehilahy reraka" # dimy amby enim-polo taona "65 taona" # ho torotoro ny Efraima ary tsy ho vahoaka intsony Eto Efraima dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "hisy tafika hamotika an'i Efraima, ary tsy hisy olon'Israely intsony" # ny zanaka lahin'i Remalia no lohan'i Samaria Midika izany fa Pelza no mpanjakan'i Samaria sy Israely rehetra. DH: "Pelza no mpanjakan'i Samaria, izay lehilahy reraka" # Raha tsy mitoetra mafy amin'ny finoana ianareo, dia azo antoka fa tsy ho voaaro DH: "Raha mbola mino Ahy hatrany ianareo, dia hilamina tokoa"