plt_tn/isa/07/07.md

24 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh.
# Rezina no lohan'i Damaskosy
"ary Rezina no mpanjakan'i Damaskosy, izay lehilahy reraka"
# dimy amby enim-polo taona
"65 taona"
# ho torotoro ny Efraima ary tsy ho vahoaka intsony
Eto Efraima dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "hisy tafika hamotika an'i Efraima, ary tsy hisy olon'Israely intsony"
# ny zanaka lahin'i Remalia no lohan'i Samaria
Midika izany fa Pelza no mpanjakan'i Samaria sy Israely rehetra. DH: "Pelza no mpanjakan'i Samaria, izay lehilahy reraka"
# Raha tsy mitoetra mafy amin'ny finoana ianareo, dia azo antoka fa tsy ho voaaro
DH: "Raha mbola mino Ahy hatrany ianareo, dia hilamina tokoa"