plt_tn/isa/07/05.md

594 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh.

Syria, Efraima, ary ny zanaka lahin'i Remalia

Ny teny hoe "Syria" sy "Efraima" dia manondro ireo mpanjakan'ireo tany ireo. Ary koa, "Efraima" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "Rezina mpanjakan'i Syria ary Pelza zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely"

Remalia

Anaran-dehilahy io. Adikao araka ny ao amin'mny 7:1 io anarana io.

nanao teti-dratsy hanoherana anao

Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Ahaza.

zanaka lahin'i Tabeala

Tsy hay hoe izy io rangahy io.