plt_tn/isa/07/05.md

20 lines
594 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh.
# Syria, Efraima, ary ny zanaka lahin'i Remalia
Ny teny hoe "Syria" sy "Efraima" dia manondro ireo mpanjakan'ireo tany ireo. Ary koa, "Efraima" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "Rezina mpanjakan'i Syria ary Pelza zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely"
# Remalia
Anaran-dehilahy io. Adikao araka ny ao amin'mny 7:1 io anarana io.
# nanao teti-dratsy hanoherana anao
Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Ahaza.
# zanaka lahin'i Tabeala
Tsy hay hoe izy io rangahy io.