# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'Isaia izay tokony ho lazainy amin'i Ahaza i Yaveh. # Syria, Efraima, ary ny zanaka lahin'i Remalia Ny teny hoe "Syria" sy "Efraima" dia manondro ireo mpanjakan'ireo tany ireo. Ary koa, "Efraima" dia manondro ny fanjakana tavaratr'Israely. DH: "Rezina mpanjakan'i Syria ary Pelza zanak'i Remalia, mpanjakan'Israely" # Remalia Anaran-dehilahy io. Adikao araka ny ao amin'mny 7:1 io anarana io. # nanao teti-dratsy hanoherana anao Eto ny hoe "anao" dia manondro an'i Ahaza. # zanaka lahin'i Tabeala Tsy hay hoe izy io rangahy io.