plt_tn/isa/06/04.md

826 B

Izao tontolo izao dia feno ny voninahiny

Manohy mamaritra ny fahitany Isaia.

Nihozongozona tamin'ny feon'ireo izay mitaraina ny fototr'ireo tokonam-baravarana

"Rehefa ninatso ireo serafima, dia nampihovitrovitra ny tokonam-baravarana sy ny fotony ny feony"

ary feno setroka ny trano

DH: "ary nisy setroka nameno ny tempoly" na "ary nisy setroka nameno ny lapa"

Loza! Very aho

DH: "Sahirana tokoa aho! Hisy zavatra mahatsiravina hanjpo ahy!"

maloto molotra

Eto ny "molotra" dia ilazana izay lazain'ny olona. Ary ny filazan'ny olona zavatra izay tsy azo ekena amin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-nofo mihitsy ny molony.

Yaveh, Yaveh tompon'ny maro!

Yaveh, ilay mpifehy ny tafik'anjely

ny masoko dia efa nahita

Eto ny "maso" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "izaho dia efa nahita"