# Izao tontolo izao dia feno ny voninahiny Manohy mamaritra ny fahitany Isaia. # Nihozongozona tamin'ny feon'ireo izay mitaraina ny fototr'ireo tokonam-baravarana "Rehefa ninatso ireo serafima, dia nampihovitrovitra ny tokonam-baravarana sy ny fotony ny feony" # ary feno setroka ny trano DH: "ary nisy setroka nameno ny tempoly" na "ary nisy setroka nameno ny lapa" # Loza! Very aho DH: "Sahirana tokoa aho! Hisy zavatra mahatsiravina hanjpo ahy!" # maloto molotra Eto ny "molotra" dia ilazana izay lazain'ny olona. Ary ny filazan'ny olona zavatra izay tsy azo ekena amin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-nofo mihitsy ny molony. # Yaveh, Yaveh tompon'ny maro! Yaveh, ilay mpifehy ny tafik'anjely # ny masoko dia efa nahita Eto ny "maso" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "izaho dia efa nahita"