plt_tn/isa/03/21.md

40 lines
747 B
Markdown

# peratra
haingo izay anaovana eo amin'ny ratsan-tanana
# kavin'orona
haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo orona
# akanjo lava fanaovana lanonana
ankanjo lava sy mikirazorazo misy haingo izany anaovana eo ivelan'ny akanjo mba ho hitan'ny olona rehetra
# kapoty
lamba anaovana eo amin'ny soroka ivelan'ny akanjo
# voaly
Adikao araka ny ao amin'ny 3:18.
# poketra kely
kitapo hitondrana zavatra kely
# fitaratra kely
zavatra kely, hazonina eny an-tanana ary ampiasaina hijerena ny tavan'ny olona
# rongony fotsy madinika
lamba malefaka anaovan'ny olona tena manan-karena
# haingon-doha
lamba na satroka kely anaovana eo amin'ny volo
# fisaronana
akanjo fihaingoana izay hisaronan'ny vehivavy ny tenany mba hahamanja azy