# peratra haingo izay anaovana eo amin'ny ratsan-tanana # kavin'orona haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo orona # akanjo lava fanaovana lanonana ankanjo lava sy mikirazorazo misy haingo izany anaovana eo ivelan'ny akanjo mba ho hitan'ny olona rehetra # kapoty lamba anaovana eo amin'ny soroka ivelan'ny akanjo # voaly Adikao araka ny ao amin'ny 3:18. # poketra kely kitapo hitondrana zavatra kely # fitaratra kely zavatra kely, hazonina eny an-tanana ary ampiasaina hijerena ny tavan'ny olona # rongony fotsy madinika lamba malefaka anaovan'ny olona tena manan-karena # haingon-doha lamba na satroka kely anaovana eo amin'ny volo # fisaronana akanjo fihaingoana izay hisaronan'ny vehivavy ny tenany mba hahamanja azy