plt_tn/isa/03/21.md

747 B

peratra

haingo izay anaovana eo amin'ny ratsan-tanana

kavin'orona

haingo izay anaovan'ny vehivavy eo amin'ny eo orona

akanjo lava fanaovana lanonana

ankanjo lava sy mikirazorazo misy haingo izany anaovana eo ivelan'ny akanjo mba ho hitan'ny olona rehetra

kapoty

lamba anaovana eo amin'ny soroka ivelan'ny akanjo

voaly

Adikao araka ny ao amin'ny 3:18.

poketra kely

kitapo hitondrana zavatra kely

fitaratra kely

zavatra kely, hazonina eny an-tanana ary ampiasaina hijerena ny tavan'ny olona

rongony fotsy madinika

lamba malefaka anaovan'ny olona tena manan-karena

haingon-doha

lamba na satroka kely anaovana eo amin'ny volo

fisaronana

akanjo fihaingoana izay hisaronan'ny vehivavy ny tenany mba hahamanja azy