plt_tn/isa/01/26.md

16 lines
518 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
# tamin'ny voalohany ... tamin'ny vao niandoha
Izany dia fomba roa ilazana ny ampahany voalohany na ny fiandohan'ny tantaran'Israely, fony vao lasa firenena izy.
# ianareo dia ho antsoina hoe
DH: "hiantso anareo ny olona hoe"
# tanànan'ny fahamarinana, tanàna mahatoky
Eto ny " tanàna" dia ilazana ireo olona monina ao Jerosalema. HD: " tanàna izay marina ny olona ary tsy mivadika amin'Andriamanitra"