# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia. # tamin'ny voalohany ... tamin'ny vao niandoha Izany dia fomba roa ilazana ny ampahany voalohany na ny fiandohan'ny tantaran'Israely, fony vao lasa firenena izy. # ianareo dia ho antsoina hoe DH: "hiantso anareo ny olona hoe" # tanànan'ny fahamarinana, tanàna mahatoky Eto ny " tanàna" dia ilazana ireo olona monina ao Jerosalema. HD: " tanàna izay marina ny olona ary tsy mivadika amin'Andriamanitra"