plt_tn/isa/01/26.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.

tamin'ny voalohany ... tamin'ny vao niandoha

Izany dia fomba roa ilazana ny ampahany voalohany na ny fiandohan'ny tantaran'Israely, fony vao lasa firenena izy.

ianareo dia ho antsoina hoe

DH: "hiantso anareo ny olona hoe"

tanànan'ny fahamarinana, tanàna mahatoky

Eto ny " tanàna" dia ilazana ireo olona monina ao Jerosalema. HD: " tanàna izay marina ny olona ary tsy mivadika amin'Andriamanitra"