plt_tn/isa/01/09.md

637 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.

Raha ... Yaveh

Io dia mamaritra zavatra izay tokony ho nitranga tany aloha saingy tsy nitranga.

sisa kely

"tafavoaka velona vitsy"

tamintsika ... isika

Eto ireo teny ireo dia manondro an'Isaia ary ao anatin'izany ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema rehetra.

dia efa tahaka an'i sodoma isika tahaka izay, efa nitovy tamin'i Gomora

Azo atao mazava ny mety nahatonga an'i Joda ho tahaka an'i Sodoma sy Gomora. DH: "Dia efa naringan'Andriamanitra isika tahaka izay, tahaka ny nandringanany ny tanànan'i Sodoma sy Gomora"