plt_tn/isa/01/09.md

20 lines
637 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia.
# Raha ... Yaveh
Io dia mamaritra zavatra izay tokony ho nitranga tany aloha saingy tsy nitranga.
# sisa kely
"tafavoaka velona vitsy"
# tamintsika ... isika
Eto ireo teny ireo dia manondro an'Isaia ary ao anatin'izany ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema rehetra.
# dia efa tahaka an'i sodoma isika tahaka izay, efa nitovy tamin'i Gomora
Azo atao mazava ny mety nahatonga an'i Joda ho tahaka an'i Sodoma sy Gomora. DH: "Dia efa naringan'Andriamanitra isika tahaka izay, tahaka ny nandringanany ny tanànan'i Sodoma sy Gomora"