# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Joda amin'ny endrika hai-kanto Isaia. # Raha ... Yaveh Io dia mamaritra zavatra izay tokony ho nitranga tany aloha saingy tsy nitranga. # sisa kely "tafavoaka velona vitsy" # tamintsika ... isika Eto ireo teny ireo dia manondro an'Isaia ary ao anatin'izany ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema rehetra. # dia efa tahaka an'i sodoma isika tahaka izay, efa nitovy tamin'i Gomora Azo atao mazava ny mety nahatonga an'i Joda ho tahaka an'i Sodoma sy Gomora. DH: "Dia efa naringan'Andriamanitra isika tahaka izay, tahaka ny nandringanany ny tanĂ nan'i Sodoma sy Gomora"