plt_tn/isa/01/01.md

16 lines
646 B
Markdown

# Ny fahitan'Isaia
"Izao no fahitan'Isaia ... izay nasehon'i Yaveh taminy" na "Izao no nasehon'Andriamanitra tamin'Isaia"
# Amoza
Amoza no rain'Isaia.
# Joda sy Jerosalema
"Joda" dia manondro ny firenena tavaratr'Israely. "Jerosalema" no tanàna lehibe indrindra teo aminy. DH: "Ireo izay monina ao Joda sy Jerosalema" na "ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema"
# tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia, mpanjakan'i Joda.
Io dia fomba fiteny izay ilazana ny fotoana nanjakan'ny mpanjaka tsirairay. Nifandimby nanjaka izy ireo, fa tsy hoe tamin'ny fotoana iray ihany. DH: "tamin'ny Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia mpanjakan'i Joda"