plt_tn/isa/01/01.md

646 B

Ny fahitan'Isaia

"Izao no fahitan'Isaia ... izay nasehon'i Yaveh taminy" na "Izao no nasehon'Andriamanitra tamin'Isaia"

Amoza

Amoza no rain'Isaia.

Joda sy Jerosalema

"Joda" dia manondro ny firenena tavaratr'Israely. "Jerosalema" no tanàna lehibe indrindra teo aminy. DH: "Ireo izay monina ao Joda sy Jerosalema" na "ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema"

tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia, mpanjakan'i Joda.

Io dia fomba fiteny izay ilazana ny fotoana nanjakan'ny mpanjaka tsirairay. Nifandimby nanjaka izy ireo, fa tsy hoe tamin'ny fotoana iray ihany. DH: "tamin'ny Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia mpanjakan'i Joda"