# Ny fahitan'Isaia "Izao no fahitan'Isaia ... izay nasehon'i Yaveh taminy" na "Izao no nasehon'Andriamanitra tamin'Isaia" # Amoza Amoza no rain'Isaia. # Joda sy Jerosalema "Joda" dia manondro ny firenena tavaratr'Israely. "Jerosalema" no tanĂ na lehibe indrindra teo aminy. DH: "Ireo izay monina ao Joda sy Jerosalema" na "ny vahoakan'i Joda sy Jerosalema" # tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia, mpanjakan'i Joda. Io dia fomba fiteny izay ilazana ny fotoana nanjakan'ny mpanjaka tsirairay. Nifandimby nanjaka izy ireo, fa tsy hoe tamin'ny fotoana iray ihany. DH: "tamin'ny Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia mpanjakan'i Joda"