plt_tn/hos/14/07.md

28 lines
945 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# Ny olona izay monina ao amin'ny alony dia hiverina
Ho velona amin'ny fiarovan'Andriamanitra indray ny vahoakan'Israely. Resahina toy ny hoe mitoetra ao amin'ny alok'Andriamanitra i Israely.
# ho velombelona tahaka ny voa indray izy ireo ary hitsimoka tahaka ny voaloboka
Ny firoboroboan'Israely vaovao dia resahina amin'ny fiteny ara-pambolena.
# Ho tahaka ny divain'i Libanona ny lazany
Tahaka ny nampalaza ny divain'i Libanona no hampalaza an'Israely. DH: "Hahalala momba an'Israely avokoa ny olona na aiza na aiza"
# inona ihany koa no mbola azoko atao amin'ny sampy?
Io andalan-teny io dia midika fa Andriamanitra dia hanakana ny vahoakan'Israely tsy hanompo sampy intsony.
# kypreso izay maitso ravina mandrakariva Aho
Ny kypreso dia hazo izay maitso ravina mandava-taona
# Amiko no hitsirian'ny voanao
Eto ny "voa" dia ilazana ny zava-tsoa rehetra izay avy amin'i Yaveh.